DOUDOU SY POUNIE Laingalainga Octobre 2019

preview_player
Показать описание
Hametraka VELOMA ihany koa eo @ sary mihetsika fa fanamby (défi, challenge) sy andraikitra mavesatra no miandry ahy afaka volana vitsivitsy.
Hira voalohany an' "izy mtsam" - LAINGALAINGA
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsara be kosa ity e ! Bravo, mahay zavatra kosa an

rhefifrance
Автор

ouaou!reveko be kosa le refrain gangstabab a!!texte ambonin'izay

isambilodozera
Автор

Sady vehivavy ratsy tarehy iny 😂😆😍 mbo kOzy izany eh

hanitrasehwi
Автор

mafinarita e, , tiko be mits ay mety atao hira le fifamalina kely ao an trano io, , manome courage ho tonga aminy tanjona e, , vitanao io, ,

nantenainarakotoson
Автор

Mankasitraka eee, sipa efa tonta be aki zany Pounie fa aza miasa saina aaaa! hihihi njy mbola vao! kony eeee

michelerazafindrasata
Автор

tsara be le hira, mihira iany gamb no mety @nao

evamalalaniainaandriamamon
Автор

zao no mety Rababa, aza manaoa APM zany,

safidyrandrianaivojaona
Автор

aza manao veloma fa ho aiza e
tsara le fahavonononana fa mbola maivana

rakotomalalaavotra
Автор

mba soloy amin izay ny kadona anao ry bab ah!

donnatmarierandrianasolo
Автор

Mety lesy ry Baba Rakotoarisoa ah, dia mirary soa @ andraikitra ho sahanina

ainaantonioofanomezantsoa
Автор

milay l hira f l refrein ten ts gout ako f azafady

jessimars
Автор

hahahahahahahahaha!! rafozam-bavy mangina! looolll

ranaivoharisoazaratianaodi
Автор

vehivavy mahafatifaty loatra ianao Mirana a. Vehivavy efa tonta iny hihihihihihi mamy loatra ilay fiteny

ranjalahyvonimanitra
Автор

Ny raharaha atao fa aza variana a, ny rafozam-bavy manginà reveko ee

ericmanantsoatahinawalter
Автор

Dirantambagna fona le rafozam-bavy iny aaa 🤣🤣🤣🤣

axellevoary
welcome to shbcf.ru