BIG JIM DAH - Jaolahy mpiarakandro

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

nous sommes en 2023. Mbola miheno Sady mankafy.. #nostalgic vibe.

todisoaherinajanahay
Автор

31 Mai 2024, mbola miheno. Firy taona aty aoriana less mbola tsy misy fiovana eto Dago eto le !!!
Eee ia eee, eee ia
Kalokalo maraindraina e, jaolahy mpiarakandro
Eee ia eee, eee ia
Babako oh, niniko oh, miambina omby izahay

Marandray, akoho lahy magneno regny
Jaolahy mamoaka aomby n'azy
Le aomby sisa tavela
Tsy lôson'ireo malaso many
Amin'ny plasy io
Izy minday kabôsy kely ndraiky kibay lavalava
Haneseha aomby moeny
Aomby jiaby hina akata
Ramatôa lôso nijôtso atanimbary minday sobiky be izy
Ndeha hagnetsa vary
Kô tsy zany zahay tsy mihina hany
Bôkeo zaza jiaby lôso anaty ala
Mitsipo kitay
Hazo maty an'ala mbô atokisanay
Isan'andro life-nay karazay valahy.

Eee ia eee, eee ia
Kalokalo maraindraina e, jaolahy mpiarakandro
Eee ia eee, eee ia
Babako oh, niniko oh, miambina omby izahay

Jaolahy maka pilasy izy
Bôkeo izy mitendry kabôsy n'azy
Eo izy mitantara ndray
Masolo any ambanivolo any
Amin'ny ziky-nazy izy manontany
Amin'ny ngah zandary fa manino
Manino ireo malaso misy kalachnikov

Ô ry nGah zandary, mpitandro filamina
Manino ma zahay ambanivolo
Tsy matory milamina e
Rango zay, dahalo nisy to
Zisiky zao ty reo mbô misy to
Zahay leo azafady ma baba
Zahay mba vonjenareo ma baba

Zahay gaga fa hatramin'izao mbola treky to dahalo
Mandroba zahay aty, bôkô reo mbô misy kalach-koa
Nanay kobay lavalava to
Aia pilasy handresenay reo amin'izay,
Yeah, Vonjeo ma zahay, zahay aty mijaly
Tsy vitan'izay fa tsy mahita fivoarana
Mbô dahalo koa manndroba zahay
Aombinay lany
Varinay robaka fatany kara io to
Akohonay mbô misy mtsôry koa
Yeah, Jaolahy mpiarakandro!!!

Eee ia eee, eee ia
Kalokalo maraindraina e, jaolahy mpiarakandro
Eee ia eee, eee ia
Babako oh, niniko oh, miambina omby izahay

ralandirantosantatriniaina
Автор

Zaza be sa olo be! Mba ampidiro youtube Big

jalal
Автор

Zah koa sendra nahatadidy anito hira Ito androany🥲

lolo_life
Автор

Des années plus tard, la situation reste la même 😪

byfaratiana
Автор

Tsara fôna le vazo. Mbola miady am DAHALO fona

donahclodiotsihamerilaza
Автор

2027 mbola eto ihany efa mandeha tsara ny telepherique sy ny auto route

MickaTRANSTAFARAYCOLIS