Tovo J'hay - Miverina eto amiko ihany - [ OFFICIAL VIDEO]

preview_player
Показать описание
Extrait de l'Album " ANGOLANAO"
A&C: Tovo J'Hay
Rec at Kaloina Records
Copyright 2018
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Quels talent, style, timbre, signature et initiatives... Merci grand talent Tovo J'Hay 👍

SL-pxcb
Автор

Manontany tena aho indraindray
Efa impiry fa tsy mbola fay
Fantatro f’indray andro any
Mbola hiverina eto amiko ihany

Nanjary toa fanaoko ny tsy miteny
Matetika dia hodiako tsy hita reny
Fa fantatro f'indray andro any
Mbola hiverina eto amiko ihany

Iny tokako iny mba lalovy kely any re
Lazao azy fa ny tiany mbola miandry foana hoe
Aza lazaina aza tantaraina ny alahelo ao anatiko
Tonga dia tsory azy fotsiny, f’izy hono hoe mbola tokam-po

REF: Tsy mbola tapitra eto ny fotoana
Andrasako izy za mbola eo foana
Aleo aloha ny foko mba hitony androany
Izaho tsy alahelo na ko hitomany
Ny ho avy sy ny ampitso tsy takatro
F’izaho mbola eto aloha no fantatro
Naleoko mangina aleoko mintsy ho moana
Fa hiandry anazy aho hiandry foana

Miverina eto amiko ihany………..

Dia niova ka nitohy teo ny tantara
Nanomboka niantso izy nanambara
Fa agamba mety fantany ihany fa
Mbola hiverina eto amiko ihany

leo ny kilalao leo ny adalana
Izay rehetra aleha toa tsy mahatamana
Fa agamba mety fantany ihany
Ka niverina eto amiko ihany

sarahalp
Автор

Magnifique arrangement, belles paroles, belle voix avec le style unique devTovo❤❤❤❤😂

stephaniemadjide-nfno
Автор

L'une de tes chansons que je préfère, merci Tovo a
Manantena création foana izahay e

razatan
Автор

ohhh merci Tovo jhay fa tena tsara be ilay hira...

AndryWzk
Автор

Tena tiko <3 <3 <3 tonga de tsoriko eto mihitsy aloha fza mbola toka po amni sangan asanao e... Tovo J'hay hatrany

rojoandrianarison
Автор

❤tiako be mihints t'y hira ty❤ merci tovo an, 👏👏

elodieninah
Автор

Aza mapijaly tena rizareo a, raha tena tia ny olona iray tsy tokony hampirafy na lahy na vavy

device
Автор

tsy leo hatramin ny ity hira ity nivoaka tena tsara.mpankafy tovo jhay tanteraka atramin izay

christinajarrysanson
Автор

Tiako lotra!! Ela be ilay 4 février!! :( :( hate de te voir en concert Tovo J'hay!!

randriamiora
Автор

WONDERFUL
THANKS TO TOVO J'HAY 🙏🙏
FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE 💫💫
I LOVE YOU MY LOVELY HUSBAND FRÉDÉRIC VOIZE 💫
FANJA VOIZE 💫

FanjaRaminoson
Автор

Atolotro ho an'izay malalako izay #J ❤️

sarobidyr.
Автор

trop bien!!!! merci à toi Tovo J'Hay

rabemananjaraclara
Автор

Mankasitraka e Artiste tena feno e mitovy calibre am SILO tohizo foana ny fampifaliana ny mpihaino e

cybertriak
Автор

Mba teneno Dina .... fa miandry azy aho ... 💟💔💔

angelineraharilalao
Автор

Dry mampatsiahy ahy zavatra loatra ity Hira ity,

onyfinaritra
Автор

Tadidiko ilay andro voalohany nahenoko an zany tam izy hit de la semaine, fa tonga de tiako be tiako be. Am zao tena hirako fa any izay ilay olotiako e hhhmmmm

tatianamialinirinajeanloui
Автор

tsara be ny jeu d'acteur an'ilay barman :-D

andryraholiaridera
welcome to shbcf.ru