Rafahafahana (Mahaleo) - Malagasy Guitar Tutorial 2/2

preview_player
Показать описание
Anisan'ny hiran'i Mahaleo izay tsara ny gitara sy feo (Dadah & Fafah) . Raha mihaino ny originale ianao dia Abm ny tonalite, fa malemy loatra ilay corde-ny gitara raha alatsaka CbGbDbGbBbEb, ka aleo Am no hitondrana azy. Ary Tonalite Am ihany koa no fitendren'i Dadah azy live.

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Mazava tsara fa misaotra mangataka Lolo sy ny tariny na Erick Manana ndray🙏

miranarakotomalala
join shbcf.ru