Tantara Malagasy - TSIARON'NY LASA (Tantaran'i Radio Don Bosco) 👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

preview_player
Показать описание
Tantara Malagasy - TSIARON'NY LASA - Tantaran'i Radio Don Bosco indray miseho

NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤
--------------
👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌
--------------
Chaine TANTARA FIHAINO
--------------
Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY.
------------
Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka.
-------------
Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement :

Misaotra antsika rehatra!!!
---------
Abonnez-vous à notre chaîne sur YouTube ! Merci
---------
N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune de nos vidéos au sujet de :

#gasymikalo#gasyrakoto#tantara#malagasy#d-aly‬#TantarakoMada#nomena-rinah7882 #SaryMihetsikaWebTV#mafananew2770#gasytsart8432#tovoandriambololona106#madagascar#hiragasy#vaovao#tantaramalgache#tantaraindraymiseho#tantaravaovao#tantaramitohy#tantaraindraymihaino#tantara#tantararadioaceem#tantararadiodonbosco#tantararnm#tantarataloha#tantaramampatahotra#tantaranirdb#tantaran'ikolofm#tantaran'iradioplus#tantaran'iaceem#radio#hira2024#filmgasy#filmmalagasy#malagasy#andryrajoelina#varietegasy#filmgasy2024#hiratiako#lamozika#roatelo3#vaovao#tiktokgasykamanja
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Misaotra betsaka ny nizara o, tena tsara be ❤

mimalala
Автор

Tena mankasitraka tsara tena tsara ❤❤❤

xXxMaruxXx-Bad-Tz
Автор

Tsara anie 'zany tantara 'zany e ❤❤❤mitomboa talenta hatrany ry mpilalao ankafizinay mpihaino hatrany❤❤❤

sidonierazanandrasana
Автор

Ndriii, kopa tanana ho antsika génération 80 e! Période tiko indrindra 😍

lilinah
Автор

Zany hira taloha ee, ny tononkira dia tena misy votoatiny mihintsy....

sophieberger
Автор

tsara loatra, tena mahatsiaro ny fahatanorana❤❤❤❤

hobywan
Автор

Misaotra betsaka nizara atrany, tiako aby ira ataonareo rehefa zany fa mba zarahi titré hira zany koa azafady ❤❤❤❤❤❤🎉❤

mariellaferinande
Автор

Ndryyyy t'en tikp ity tantara ity !!!sady manantalenta mihira ihanykou !!!mankasitrak feno retoa❤❤❤❤

irenerabengodona
Автор

Tena tsara be, hafa iany tantara rdb mankasitraka anareo

hanitrinialagigan
Автор

Aroooh latsaka ny ranomasoko nangorakoraka ny foko nahatsiaro ny fahatanorako tegna namy be lay fihenagna taloha ❤❤❤ indrisy mantsy ry fihenagna @ zao😢😢

jocelynetsarasoa
Автор

Tsara be Ilay tantara
Fa ny tena mahafinaritra dia tena mahay mihira daholo ireo mpilalao .

Bravo 👍

Sady chanteurs no comédiens daholo

rabarimalalarabari
Автор

Tsara kosa eeehhhh mba miova kely amin’ny mahazatra 🧡🧡

Kala_piso
Автор

Misaotra fa tena afapo tamin' tantara sy ny hirahira ao anatiny .
Hafa kely indray . Ny mpilalao mahat ery. Tena naturel be❤❤❤
Merci RDB

lucilerajoelison
Автор

Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤❤🎉🎉🎉tsara loatra❤❤

LucianaMabelle-ns
Автор

Ndry izany tokoa ny taloha amin'ny alalan'ny hira no hampitana hafatra. Ilay rehefa mamonjy cheval de bois sady mangataka hira dia henon'iray tanàna 😂😂😂

RatiandrenyArisoa-ll
Автор

Tiko ery le sad misy hira2 kely, tsara b n tantara

rovandyvashsn
Автор

Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz 😢❤

AngelitaEdvige-nslf
Автор

Tena tsara loatra lay tantara. Miaraka amin'lay izy misy hirahira mandravaka azy any antsefatsefany any. Misaotra foana mizara n'y ka to

ManoaRakoto-ml
Автор

Tena mahay mihira daholo ireo mpilalao no tena nahatalanjona ahy. i Vanintsoa ihany manko no fantako oe efa Mpihira fa ireto ambiny no tena surprise be ny feon'zareo mihira, tena kanto no sady tsara feo be daholo no tena tsy misy mamalana mihitsy fa tafiditra tsara anaty gamme sy temps daholo.

parsontolotraherizoandriam
Автор

Misaotra betsaka taminy lay tantara fa tena tsara ka tsara tena hoe ohatrany niaina a mihitsy le izy miampy le hira eny anelanelany eny .tokony tantara toy reny foana no atao.

lahatravolana