TIRIKE - MISENGESENGE

preview_player
Показать описание
TIRIKE - MADAGASCAR
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Avril 2024, mbola mankafy foana ❤ 🇲🇬
Hafa ihany vazo taloha, tsy mety lefy.
Mahatsiaro ny fahazazana...

vanessalloret
Автор

1:18 io ampivoany io mihitsy i madame Noro, ilay nampianatra SVT anay tamin'ny seconde sy terminale tao amin'ny St Michel 😂😂

faniriantsoarakoto
Автор

Souvenir tokoa, nisoty tamboho nijery tiriky t@ spectacle tao mahatamana betroka...

rakjud
Автор

Zaho aloha mbo makanfy hira toy surtout antany lavitsy atoy, lafa morimoritsy mahatsiaro ty Agny🇲🇬 le eto zay vo vita😍

fleuriarahantarisoanote
Автор

Hira faneva rehefa misy lanonana, fa mampalahelo fa dia tsisy mahay ny tonony dia lasa miteniteny fôna, raha mba mety dia mba mangataka ny tonony na ho an'izay mahita lien afaka akana azy, Mankasitra zoky be TIRIKE!!! :)

mahefaraharinjatovo
Автор

Legende vivant koah kantonao reo Zokiko. C top, efa tamin fahazaza hatramzao 2024 mbola mankafy 🫡

tonigildasrabemananjara
Автор

Fahazazako avao hira toy tu reste et tu restera le roi du tsapiky ❤

tiiana
Автор

Hira nahatonga ny Tsapiky ho gadona gasy "préférée"-ko. Nandrotsirotsy ny fahatanorako. Misaotra Zokibe !

TahinaLens
Автор

Tonontonona fahatany fona tononkira tam zany hahaha 💚

karimosolo
Автор

nareo Toleara maromaro teanareo, trop belle ta chanson Tirike, bizzz Lou

Lou-fgti
Автор

oôh! @nay agny zay lahy!!! Naiko le njangombo maré. Avao Tuléar zay lahy!!!

edsonjaotina
Автор

Oui ts atao Nay force lehilahy ts teanay

ranaivosonninayvonnevivian
Автор

Aroeee latsak aby ragnomasika maregny hira zegny.
Tam fahazazako zalaye hira ty ai.
Maregny hira zegny mand am radio, mifamovoka mandihy Eragnaign.
Aroeee tiako zalaye hira ty.

fararamaroson
Автор

Faly sy mankasitraka ny groupe Tirike tafahaona. Merci Kamby, Manantena, Armand & Noro de ra Flavien sns. Bravo

gasyranoray
Автор

Merci tena mahatsiaro ny fahazazako za maheno hira ty tsilefy laza zany

eldjirombaka
Автор

2020 ve mbola misy mihaino? Pamaraky toliara reo aia

bniagnomade
Автор

Mahatsiaro ny fahiny mints @ty hira ty! Merci Tirike

zodimbison
Автор

Ty filaranay hanenty Tireke ta antsahamanitra zay lie, Tirike bakeo Ninie Donia deuxième partie.. ataonao hilahabary... tsy vitavita... fahatanorako zay.💃💞🎶. variana be aho miresaka aminao zoky Tirike tao Mangily tam 2017 vasa iny.. toy lehilahy nampandihy antegna iny... kkkk

olgamiray
Автор

Zokibe Tirike, mankasitraka mankatelina indrindra o. Manako hatraty Cracovie eeee. Mankafy hatrany an

jeannasoloarimalala
Автор

Makasitraka Zokibe Tirike a! milay e, bonne continuation

ilaympivahiny