Ry Jesosy mba tantano - Hobio - Hira FFPM 630

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Na de tsy nahazo tsodrano avy tamin'ny havako aza aho alohan'ny nandehanako taty ampitandrnomasina Ny TOMPO kosa tsy nanadino ahy fa nivimbina ahy ka tonga samatsara aty aho Ho an' ANDRIAMANITRA irery ny voninahitra amen

mirana.rahalinoromirana
Автор

Misaotra ny havana mpitoriteny etsy ambany, fa tena mapahery be aho indrindra ny teny izay voalazanaohoe:Ry havana malala manonja tokoa ny ady atrehana ankehitriny nefa matokia ary minoa an'i Jesosy Tompo fa Izy TSY MAHAFOY ANAO AMEN.

sahondrajamine
Автор

Mitondra ambavaka n'y namako izay ma nana olala kely ankehitriny, n'y Tompo anie homba anao hatrany, Maher eza, 🙏🍀

sahondrarakotondrabe
Автор

Jesosy ooo... tantano atrany ny diako,

vanilladobynantenaina
Автор

Ry jesosy tantano aho ho tafita soa ka anbeno sy sakan zay rehetr mety hanjo. Amen

chinaajji
Автор

Miangavy anao aho Jesosy;tantano lalandava ny fiainako sy ireo zanako sy ny havako.Matoky anao aho!Amen....

anjarasoa
Автор

Rano be mangeniheny izao alehako izao nefa de misaotra ny Tompo aho nivimbina ahy aty ampitandrano masina aty de voninahitra anie ho an Andriamanitra irery ihany ! Amen .

razafiarisoabako
Автор

Ry jesosy mihainoa izao fivavako izao mojoroa misehoa ka jereo ny zanaka amen

estelaelina
Автор

ry jesosy mihainoa, zao fivavako izao, mijoroa misehoa, ka jereo ny diako izao, amen

sandraprudhomme
Автор

Ry havana malala manonja tokoa ny ady atrehana ankehitriny nefa matokia ary minoa an'i Jesosy Tompo fa Izy TSY MAHAFOY ANAO AMEN.

hari
Автор

Ry Jesosy tantano ny diako . Henoy ny fivavahako na dia tsy mendrika aza. Amen

francewas
Автор

Ry JESOSY mihainoa izao fivavako izao, , misehoa, mijoroa ka vonjeo ny zanakao

mevatiamananjafy
Автор

miarahaba e! manome hery tokoa satria hita fa rano be mangeniheny izao tontolo sy andro ianantsika izao .Ry tsy miova o! momba anay amen!

macdom
Автор

Tompô Ianao no mintantana. Ni. Diako. N'aiza. N'aiza alehako dia mino Aho fa. Eo ankaikiko. Lalandava Ianao amen

serge.oliviaampnihysebbag
Автор

hummm!tsaroako tokoa tsodranano sy tombavaka nataony  fiangonana ahy aloha andehanao ety ampitandrananomasy, tonga soa mantsara, jesosy no ninatana sy niharo tamizay ary mandra ankehitry, ny faniriko dia hoe anilany foana ary, "hatoroy aho Tompo lalana hizoraka mba tsy ho solafaka amizay rehetra atako satria be famidrampo ianao ka noho zay nifihainako rehetra ampelatananao na dia misy ny fahadisovako "

sahondrajamine
Автор

Ry jesosy mba tantano MBA ho tafita soa zany diako n'a dia 3 volana lasa aza zay no nandahozan zanako ahy 😢😢😢😢😢 enganie ianao MBA tokiko hatrany

nadiaharinosyrandrianoely
Автор

Ny Herinao dia Ampy Hitantana anay JESOSY
Tahio izahay JESOSY

jeannetteralison
Автор

meti maro tokoa n meti ampivadi po fa ny feonao irery d ampisav ny manjo...Tantano Jesosy ny diako s izai reetr lalovako...Amen

nanjasariakanoellaandriana
Автор

Ry Jesosy mba tantano ho tafita soa ary ka ambeno sy sakano Zay rehetra loza aty.

amilioomarnuell
Автор

Ry Jesosy mba tantano ny dianako, rano be manganihany, rivotra mahery mapivadimpo . IANAO sy ny HERINAO no hamonjy sy hiaro ahy .

norosahondrarazafindrakoto
visit shbcf.ru