filmov
tv
XTAH - TSIKN - LAH N - Bherindr - BoomBap Tax - Ho rava ny Tamboho

Показать описание
XTAH - TSIKN - LAH N - Bherindr - BoomBap Tax - Ho rava ny Tamboho
Ho rava ny Tamboho. Vazo rap iarahan'ny olona tsy mbola niaraka firy, ary olona tsy dia hampoizina hiaraka hifeat. Tafazara feeling i Xtah sy TsikN miampy an'i Lah N, fa samy mikif ny style sy ny endriky ny rap avy any Detroit sy Buffalo (US), boom bap miadakadana nefa mavesatra. BoomBap Tax no namorona ny mozika. Tao amin'ny Nada Studio no natao ny fandraisana ny feo sy ny Mix/Mastering. Ity vazo ity no vokany, ary nitovy hatramin'ny etaeta sy ny tanjona anaty rap gasy, ho rava ny tamboho mpanasaraka sy tsy mampandroso amin'ny fijery sy fisainana ho amin'ny tsaratsara kokoa. Kanefa "...mahasahy mipasaka rehefa tsy mifanaraka..."
"...Ary raha manao feo lavareny ny anjomara mafy faneno... dia hirodana amin'izay ny màndan'ny tanàna..." - (Josoa 6: 5)