Dadi Love - Maso voa sakay ( Officiel Video )

preview_player
Показать описание
HIRA VAOVAO NTSIKA
🟩MANDINIHA TSARA ALOHANY HANAO ZAVATRA RY ZANDRY FA AZA MANAONAO FOANA 👈 HIRA MIFONO ANATRA DADI'LOVE " MASO VOA SAKAY"
Partageo ary raha Hendry anao 🤣
Nouveaute clip gasy 2025

Stream link :

© Copyright Jumelle Music

#dadilove #nouveautegasy2025
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy de le tononkira fa le hira mihitsy no tsara na hafa aza ny tonony ❤❤❤❤❤❤❤

JordieLALAINA
Автор

Milay be le hira, tiko be e, merci Dadi

LimaAnjarasoa
Автор

❤🎉, le mason'le razoky kosa aloha 🤣🤣🤣🤣

Rolland-fr-bets
Автор

tena mafinaritra be ilay hira na ilay tonon kira misy ho raisina mitsy
makasitraka e mitombo talenta fona e

rafmadacompost
Автор

bravo Dadi, zgn maha anao Rhytime kara zgn.

vanaketchi
Автор

Tokon-kiranao zalah miavaka fo ai👏👏👏
Izay mhts itiavako hiranao❤

raherinjakarimananarichot
Автор

Tsr be ilay hira ❤❤mis hanatra 💪👏🙏🏻❤️❤️

TaniaTania-ts
Автор

Merci Dadi lové tsara loatra ❤️‍🔥❤️‍🔥❤️❤️❤️🥹

mariellaferinande
Автор

Hoy ianao "MANDINIHA TSARA ALOHANY HANAO ZAVATRA RY ZANDRY FA AZA MANAONAO FOANA" ... tsara ampiarina @ firenena koa...J'adore l'artiste

claudiarasoa
Автор

Tsara bé, fa MBA
asio hira mananatra lehilahy manary hanaka Dadi a.misaotra mialo ary manatena zao

Hentso
visit shbcf.ru