Unik - Chérie (Lyrics gasy)

preview_player
Показать описание
Unik - Chérie (Lyrics gasy) est une video lyric (tononkira/parole) gasy 2021 de "Chérie" par Unik

Merci pour votre visite 🤍

✔Hira: Chérie - Unik

✔ Disponible sur Facebook:

Unik - Chérie (Lyrics)

Vao tsy mahita an'azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana

Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py

Mila hitomany misotro avy hatrany
Malahelo an’azy mandeha manala azy
Miezaka ny hatory tsy mahita tory
Te hanadino tsy mety manadino

Avy eo dia mirevirevy sy mifokafoka sy milokaloka
Dia lasa mivarilavo mivazavaza sy mitabataba
Mamoron-daingalainga sy pôlitika sy mifikafika
Fa te hirôzirôzy sy hisotrosotro mba ho dôzidôzy ialahy

Cuvée, Coca Cola pi gà sorà
Mananala azy amin'ny revy sy coupage
Tsaky maskita, Bota Titanika
Revirevy foana fa malahelo anazy

Izaho dia mangina raha tsy eo ny olon-tiana
Ka very aho fa aza ariana

Vao tsy mahita an'azy e!
Mararirary manavy e!
Misotro foana no handaniana fotoana

Ah Chérie e! Izaho raiki-pitia e!
Vao tsy mahita an-dry dia lasa mana-py

Andao isika rehetra hiaraka hankafy hiaraka handihy
Hankafy ny mozika, miaraka amin’i UNIK
UNIK
Alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy mianjera
Tchin

Ndao daholo hiaraka hanala azy
Isika rehetra hiaraka hanala azy
Alefa raiso ny verre tsisy miala eo raha tsisy mianjera
Tchin

Ndao daholo hiaraka hanala azy
Isika rehetra hiaraka hanala azy

🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Souvenirs tao Saint Joseph Mahamasina taloha 🤧. Que le temps passe vite...

KRYSTALIA