filmov
tv
HARIS - Taomy Aho

Показать описание
Natao isika hitoetra eo amin'ny fanatrehany,
---------------------------
Mahatsiaro irery
Izaho e
Rehefa tsy anilanao
Toa hoe tena very
Ny fanahy
Rehefa tsy ankaikinao
Tehirizo foana
Tsy hanalavitra
Tia hitoetra eo ambanin'ny eletrao
Tazony mafy tsy hiala
Tsy handao Anao
Ankaiky Anao mandrakizay
Taomy aho e
Taomy fa hanaraka Anao
Taomy aho e
Taomy fa tena tia Anao
---------------------------
Mahatsiaro irery
Izaho e
Rehefa tsy anilanao
Toa hoe tena very
Ny fanahy
Rehefa tsy ankaikinao
Tehirizo foana
Tsy hanalavitra
Tia hitoetra eo ambanin'ny eletrao
Tazony mafy tsy hiala
Tsy handao Anao
Ankaiky Anao mandrakizay
Taomy aho e
Taomy fa hanaraka Anao
Taomy aho e
Taomy fa tena tia Anao
Комментарии