Sarobidy - Izahay roa (Ndondolah&Tahiry)

preview_player
Показать описание
Prestation pendant la Finale de Pazzapa Kids
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsara be ny nanaovanao azy e, hira ankafiziko akia io nataonao io an, misaotra anao fa tena nampietsimpo mintsy an, TIAKO BE NDRY

giovannirakotomalala
Автор

😍😍😍😍 tsy lany mamy na de fa roa taon lasa aza .fa satrik fona hijery

perpetueraharisoa
Автор

kanto akia . Tohizo ny talenta efa misy aminjy.

julianarabarijaona
Автор

tsara be mints, sad misy nuance be <3 Tsara be e

kerenasamoely
Автор

tena mankafia irery mihitsy aho anaovany Sarobidy ilay hira, tohizo fa zay manohana anao fa tena mahay enao

zaratantelyrakotonanahary
Автор

je ne connaissais pas cette chanson avant mais c’est grace à toi que je l’ai connu et c’est un masterclass

nyhasinaranaivo
Автор

wawwww...mahay be ny ankizy Malagasy an....J'AIME...

tianaandrianasolo
Автор

2000/20 io note omena anao! mille merci!!!!

alslfaas
Автор

tsara feo, manja kely, sady izy fetsy be fa nahay nisafidy hira tsara mintsy. bonne chance kia ndry a 😍😍😍

roliverandriambololoniaina
Автор

waouh mamý hatrany na dia 6ans lasa aza😘😍😍

vatosoaonjaniainafitahiana
Автор

mendrika loatra anky Sarobidy a, je t'adore❤❤😘😘

mamisoafitahianarandrianir
Автор

potika ah <3 <3 respect KI Sarobidy a

haingoravelomananjara
Автор

tsara b ko mahay ny ankizy malagasy 👍👍

holyrakoto
Автор

Kanto kely foana mihaino an'ity 😍😍

RiambolaNanciaRandrianantenain
Автор

❤❤ incroyable, c'est magnifique 💗❤️❤️😊

MialitianarovasoaRakotoniaina
Автор

tsara e!!!mahafinaritra!!!fa tohizo atraminy farany ny kanto

soloheriniainarandriakoto
Автор

ahoana aky ndry no mahay mihirabe ohatran ' io ry Sarobidy

andriantsivahinyherizo
Автор

Zao no atao hoe kanto fa tsy reny fatikira odyai, Mijah,sns reny

zlandr
Автор

Ny rà mikoriana ao anatinao ao ry Sarobidy no efa mozika eee! mahay ianao mendrika anao mhts ilay voalohany satria sarobidy loatra ny feonao eee

adelpheseverintovondrainy
Автор

woowwww tena tsar be, ten mahay mihira be izi

misaandria