filmov
tv
¤¤ SKAIZ ** Boto Love ¤¤ Paroles vidéos by LYRICS LUV SONG MAI 2017

Показать описание
¤¤ SKAIZ ** Boto Love ¤¤ [CouPLeT 1] Allö Yeeeaah allö Lazao izay marina aiza ianao kay Allö fa maninona kay ianao teo tsy nandray Sa variana amin'ny hafa ve Dia zah indray no ho voafafa avy eo Aza tratrako hoe mampirafy i Fa zah 'zao tonga dia migafy i [PoNT] Tena tia anao angie zah mahatoa manao izany i Adala izay tsy saro-piaro amin'ny tiany eto an-tany i K'aleo hazava tsara ny resaka fa ianao ho anah irery Raha mbola misy hafa mitady hisisika tsy omby fa efa feno [ReFRaiN] Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany yeaaah Ianao efa anah irery ihaaany yeeaah Ianao efa anah irery [CouPLeT 2] Hafaro izay any tsy hanadaladala anao intsony Fa zaho tsy misangy fa tonga dia hasaivo ajanony Raha fitia no hampigadra tsy manahy fa hozakaiko e Fa izay mikasika anao hoatran'ny hoe mikitika ny aiko e [PoNT] Tena tia anao angie zah mahatoa manao izany i Adala izay tsy saro-piaro amin'ny tiany eto an-tany i K'aleo hazava tsara ny resaka fa ianao ho anah irery Raha mbola misy hafa mitady hisisika tsy omby fa efa feno [ReFRaiN] Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany yeaaah Ianao efa anah irery ihaaany yeeaah Ianao efa anah irery [CouPLeT 3] Tsy hoe tsy mahatoky valeur angie zah ma baby i Fa ny hoatra anao anie raha mbola eto an-tany dia tsisy i K'aza omenao tsiny zah na koa hoe tezerana a Fa 'lay foko tia anao angie ka tsy azo ferana a Aahahaahaaha... Ouhouhouhouh Aahahaahaaha... Ieeee K'aleo hazava tsara ny resaka fa ianao ho anah irery Raha mbola misy hafa mitady hisisika tsy omby fa efa feno [ReFRaiN] Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany Ianao efa anah irery (Ianao efa anah irery) Ianao efa anah irery ihaaany yeaaah Ianao efa anah irery ihaaany yeeaah Ianao efa anah irery [ouTRo] Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love Ianao 'lay one love