Dia ilay fitia (Honoré feat Bakomanga) Dec 2017

preview_player
Показать описание
Groupe Honoré
contact : 033 24 888 87/
034 81 080 10
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

HIra maha Tonga saina sy mamelona n'y fanahy. !
TIKOB !!
MISAOTRA BETSAKA ANAREO TOKOA!

jeannetteramamonjisoa
Автор

Te-hiaino an'ity hira ity foana aho matetika, indrindra moa raha tojo olana sy adin-tsaina. Misaotra indrindra❤❤

harisoathereserakotoson
Автор

Repose en paix Bakomanga.Namela mamy tsy ho adino mandrakizay 😭

nadiarodrigues
Автор

Izany ka hira, mba mahafinaritra, rehefa i Bakomanga aloha no mamao interprétation dia tsara foana izay hira avoakany eo eh, mahafinaritra fa tohizo!

mamyh
Автор

😭😭 atsarovako mamako hira io eeeh 😭😭 repos en paix...merci f tsra

mayahblack
Автор

Magnifique ça donne la chaire de poule 😍😍. RIP Bakomanga.

janyrasoazanamavo
Автор

Na i Bakomanga na Ramafadrahona d samy nomen' ny Zanahary feo manga zay samy tremolo natoraly ary mahafinaritra ny sofina gasigasy tsy makaleo na lalovan' ny taona mifandimby aza! Afaka mampiarapeo sy mamorokira hatrany zao ianareo mianadahy any ambony any ! Mandria ampiadanana Ramafa sy Bakomanga!

ralivazily
Автор

Tena tsimampino , mandria ampiadanana Bakomanga 😭😭😭😭😭😭😭😭😭 tsihoadino mandrakizay ianao

bernadettelagrange
Автор

Hafa ihany ny feon'i Bakomanga❤❤❤

poundalee
Автор

Mankasitraka indrindra tompoko, tena mamelona fanahy ❤

ashminkwt
Автор

merci bcp mama Bakomanga ny Tompo anie ho ao amnao mandrakariva fa tena mahavelombolo sy mampiavana toko ila nanaovanao azy
merci

dajautmanga
Автор

Mandriampiadanana Bakomanga 😭😭😭😭indrisy, maty tampoka, ary aretina inona j'espère que c'est pas la covid ??

tianacaro
Автор

Repose en paix Mama eh, Zagnahary hagnamia tany manintsinintsy anao nindriko oh! Feo tsara nao tsy adignay mandrakizay!

todihasyandrianambinindraz
Автор

Ay ve nareo mihintsy no mipublier anito e. Milay e.
ny 1000vue angamba za daholo no nijery azy :D

stephanerabarison
Автор

Ndryyy mahafinaritra sady mampalatsadranomaso ilay fihiran'izy mianaka azy .Mankasitraka indrindra

hantarajoelisolo
Автор

Ça me touche😭💔❤️💕
Reposes en paux Bakomanga

sakurabonsai
Автор

Tsy hisy ahasolo azy! Mandria am-piadanana dia mba lazao i neny hoe tsy adinonay izy rehefa mihaona ianareo <3

Fanevasoa
Автор

Misaotra anareo Honore sy Bakomanga nizara Fitiavana o Afa-po nihaino ilay izy rehetra e "Dia ilay Fitia namoizany ny ain'Izy Tompo...Ka tsy nisy nitia..."

rabengodona
Автор

mankasitraka indridra ranadahy sy ravavy fa fitiavanw lehibe indridra nahafoy ny ainy jesosy fitiavany atsika dilaloatra misaotra mafinaritra be hira Amen

kamisynirena
Автор

LASANA i BAKOMANGA 😭
Mpihira sy mpandihy Malagasy anisany tena tiako tokoa izy!
Feo manga tokoa! lasana!
Mandria am-piadanana Ramatoa
Misaotra amin'ireo mamy navelanao.
RAMANATANTARA,  Hei Li, Olga HELISOA 02, 07, 2020

olgahelys
visit shbcf.ru