ROCK & FOLK (Nini / Mahery / Poun) - Aza dia miniana

preview_player
Показать описание

Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Iza aminareo roalahy ireto no Vola ary iza no Noro ????.... manja nefa mankararirary fo ny lereto a...tena looooza...ny nafitsony...Misaotra betsaka eeee Bravo.... Madria ampiadanana Ravola sy Ranoro oooo ho tsahivinay mandrakariva anie ny asa soa navelanareoooo mitsam.... misaotra anareo mpanakanto namelona ity kanto
mankafy mankasitraka e...

sylvoalias
Автор

j'apprécie le fait de ne pas deformer le chant tout en mettant leur signature et leur marque à eux.Bravo

ninie
Автор

Tena milay be izany version izany. Ny mpitendry moa tena avo lenta be: gitara, batterie

MauriceGenet
Автор

Fo Tsy miova. Tsy mandositra tava. Manimba Zavatra foana n'y tsaho. Mila mailo s'y manohy mikolo n'y fitia :-)

nirinaramangasalama
Автор

Tsara be, Mankasitraka feno ee, asio hira taloha maromaro ohatr'izao mihintsy fa mitady ho adino ny hakanton'ny hira taloha :)

rakotonanaharylaingosantat
Автор

J'adore cette chanson. Ça me fait penser à mon adolescence. 🙂🙂🙂

framboiseboni
Автор

Fa ny ahy kosa aloha ny fitendrin’i Poun gitara tena maha talanjona ahy amin’ilay hira e. Miteny mihintsy ilay gitara 👊

sedsonandriamanalina
Автор

Misaotra o-o mahatsiaro any madagasikara 😍😍😍😍❤️❤️❤️❤️❤️👍👍👍👍

nadinesiraya
Автор

Bonne interprétation de l'original avec leurs ingrédients Bravo !

francineranaivo
Автор

Kay, tena ao amin'ilay mety mihitsy an ! Misaotra be fa hainareo ny mampitamberina ny fahiny mamy

tianavaliso
Автор

bravo avec cette musique intemporelle ..

francisavisse
Автор

Merci Kiaka nareo rehetra mihintsy è! Izay vao hitakl ity cover ity fa tsy any antoerana è. Bravo

aikomarhy
Автор

Zany feonareo !!! ❤️❤️❤️👍👍👍Miaiky ny tenako

gabrielleamd
Автор

mankasitraka fa kanto e ... manantena sy miandry vazo hafa indray o .!!

jaonarazafitseheno
Автор

J'adore j'écoute en boucle 🤩❤❤❤

firfly
Автор

Tena merci zalahy a. Mafy mihintsy nareo an. Hita foana koa hoe miady be @ Nini mihintsy ilay kalon'ny fahiny an

ratovotantely
Автор

Sary kanto mainty sy fotsy no nolokoina marevaka, kanto hatrany, mankasitraka rizalà a.

andriamihaingoandry
Автор

18/20 raha avy aty amiko. Noho izy nataon'i Mahery fomba fihira BoyzIIMen ny andininy anjarany no hany tsy nahalafatra azy

TahinaLens
Автор

Tsara mozika, tsara feo mirindra tsara, tsara tononkira. Mahafinaritra e. Tsara fa tohizo.

evsimple
Автор

Tafiaraka ny samy manga feo sady mbola hira tsara koa no nataony #cover. j'adore

maheryfy
visit shbcf.ru