REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 08 JANOARY 2025 #madagascar

preview_player
Показать описание
Mpanolotra : Tojo RABEFARITRA
Vinavinan'ny toetr'andro : Miora RAMANDIMBIARISOA
REAL NEWS / NY VAOVAO MARINA MIVANTANA 08 JANOARY 2025
#Madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Jeneraly bombe, manana taim-bava nefa démon, foza pamono vahoaka, Heripamoretana hamonoana ny vahoaka no ao andohany

tianacaro
Автор

Jeneraly Ravalomanana Richard, mbola ireo Miharamila harangarangany io hitifitry hamono izy, tsy ho haila. Amène 🙏

estellesoumira
Автор

Tena tsy misy saina mihitsy ity le jeneraly ravalomanana ity

tianasaib
Автор

Nahazo zeza enao de be resaka Mme ministre a mitovy any lalatiana hiany koa ity

davidratrema
Автор

Misaotra Real tv @ fizarana, filazana ny vaovao marina sy ny fanokafana ny discussion

guillaumerakotondravahy
Автор

Fampandrosoana ho an'ny Alikan'olona

nanieranarisoa
Автор

Marikoriko daholo ny mijery azy rehetra olon' foza., mitatara lainga, @ tele.Ty minisitra ny serasera. Nandresy daholo ny olona ny mpanohitra fa dahalo ny vato narotsakay vahoaka ny CENI FOZA

Margue-ersw
Автор

Mitady toerana indray i pierrot Rajaonarivelo efa tsy hita elabe efa naloan' i AREMA 😮

davidratrema
Автор

Ty mba eritreritr'ity baomba ty. ! Mahiratra nefa jamba, avohay ny marina @n'iny fifidianana teo iny d milamina ny tanana... Nareo mihintsy no tena tsy mampilamina ny tany fa nareo mamo ndray no miantso. Polisy.... Tena

nanieranarisoa
Автор

Jereo n'y collier volamena eny ambozony

tianasaib
Автор

Ity le Maradona Ty koa tena tsy misy saina mihitsy

tianasaib
Автор

Jereo nareo n'y harena bé anity Richard ravalomanana ity

tianasaib
Автор

Ty minisitra Mara Volalmiraty Dona dia jamba mikapokapoko, milelatra masotay ny Andry Rajoelina Français baka mangery, fijaliagna ny vahoaka malagasy zao tsy hitanao, sa milliardaires aby fianakavianao baka aminy babanao sy reninao agny Lenamboatingy ty.

estellesoumira
Автор

Rtoa minisitry serasera aiza zany fahafahana miteny eto zany ? Firy zay no nogadrainareo zay miteny ?

billiotte
Автор

nareo ve hiteny hoe mihemotra madagasikara e!
zay alo de mahita sy mahatsapa fa tsisy fandrosoana zany eto

MarthilynahRav
Автор

Nareo mpitandro filamianan koa mba tongava saina fa nreo anie vahoaka ihany koa eh. Ka ny tenin"i Atoa Gerard marina milaza fa tsy afaka hatao sakafo ireny basy sy grenady anareo ireny atsy hoatsy fa aza atao loha poakaty fotsiny nya anareo!!!

njakazaka
Автор

Aza ataoonareo ho hrry famoretana ny tafika hoy ny olona manantsaina sy manampahaizana koa tokony hanetry tena ireo miseho ho tompon i M/car mihetraketraka ankehitriny.

eleonorerasolofo
Автор

Esa r jeneraly s ministry serasera nareo mpitondra fanjakana mihitsy no hahatonga fanoherana s vahoaka hitsoatra eto, de aza malaky hanorohoro fa mazak valiny natao

sharashara
Автор

Maradona, tena mitapotay ve ny sofinao, raha vao te hietsika ny olona de basy no mivoaka, tena kondrambelona enao

tianacaro
Автор

Aleo homena ny manana traikefa ny fintantanana fa tena tsy lasa e

nanieranarisoa