Mopcaan - Infinie (Official Video)

preview_player
Показать описание
Mopcaan - Infinie

Bientôt disponible sur toutes les plateformes de musiques légales

Son : Davida Alain Tatasoa
Real : Arix TR

Abonnez-vous à notre chaîne YouTube

#team_rwikordz

Powered By @HIRATIAKO

© Copyright 2024 | Davalt Rwikordz | @ArisonPublishingServices ©
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Tsy te hidoka fahatany na sanatria hanipy voninkazo fa tena miavaka loatra ity mpanakanto iray ity. Hita taratra amin'ny sangan'asany mivoaka ato fa tsy misy hifandraisany amin'ireo hira efa faheno hatrizay ny hirany. Maromaro no mivoaka fa hitanao fona ny mampiavaka azy miala amin'ilay redondonce be mpahazo ireo mpihira ankehitriny. Ilay vocale any tena hafa miavaka eeee dia hainareo mihitsy no mamoaka ny hankatony amreo gadona sy feonkira maro samy hafa. Bref, te hiteny fotsiny hoe nankafia, mankafia dia hankafia hatramin'ny farany, tongava amin'ny ambbony indrindra MOOPCAN😍🥰

faniryrafanomezantsoa
Автор

Appelles moi Bébé Mopcaaaan. Iconique 😌

bleuvertetforetdepin
Автор

Merci beaucoup zandrinaka fa tena tsara

Soa-ic
Автор

tsara vazo zegny ai 🔊🔊👌💯
bravo 👏👏👏👏
tieko ai

dodaromualdjuvanio
Автор

toute la journée za mihaino anito in 20 tsy leony

TanM-tb