FY RASOLOFONIAINA & SON BAND REKO

preview_player
Показать описание
Fy Rasolofoniaina et son band "Reko" en live à La City Ivandry ce 24 décembre, lors de la sortie officielle du premier album "Andao". Bonne écoute !
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Vous êtes forts les gars .de vrais musiciens.du talent, les paroles intelligentes qui touchent, je découvre, je ne me lasse pas de réécouter "gasy tsara""tiako ianao".merci ❤

michelrabarijaona
Автор

Tena tsara lé gadona ! Maniry mba ho évangélique 100 ℅ mitovy @ Jaw' S Band.

AndoRavel
Автор

Tsara lesy zany hira zany. Feno fanahy sady mampahery hikopaka foana ilay afo kely ao anaty! Misaotra eeeh ♥️

rovaranaivo
Автор

Meteza hatrany ho fahazavana retsy a, tsara b😍❤️

miantsahasinaandriamanalin
Автор

Malagasy is already a beautiful language when spoken but it sounds even more beautiful when sang.

ANTSEMUT
Автор

Lay tononkira araky ny fahenoako azy ^^' mahafinaritra loatra ity hira ty

Hey, za' ihany lay omaly (?)
Tsapako ny hamaivanao rehefa nizara taminà
Nefa reko mbola marary
Tiako ho sitrana aho izao dieny izao nefa tsy izay 'ngamba no ilaiko
Voaiko ny foko na Dia kely aza ny haiko
Hikiry aho hahatoky, hobaikoako ny saiko

Mba hisy hira, hira tsara indray
Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy
Raha Mbola misy hazavaina kely ato anatiko
Tsy avelako ho faty fa ho kopahiko
Ataoko hira ho an'ireo miady toa ahy

Hey, inty ndray aho androany (?)
Sarotra amiko ny mihetry, izaho somary mafy loha
Nefa na izany na tsy izany
haiko hoe zao no mila mianatra fa tsy ianao no mila miova
Be ny ambom-poko kanefa be reo tsy haiko
Aoka re ny hadisoako ho lesona hampitaiko

Mba hisy hira, hira tsara indray
Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy
Raha Mbola misy hazavana kely ato anatiko
Tsy avelako ho faty fa hokopaiko ataoko hira ho an'ireo miady toa ahy


Raha hiresaka amiko ny haintaina (tsy aiko ny manoratra azy fa hoe manaintaina zany :3 )
Ampianaro aho hiaina
Aoka ny fahanginana hampianatra ahy hahalala ahy
Aoka ny fahelam-potoana hampianatra ahy haharitra foana foana
Aoka izay rehetra velona(?) hampianatra ahy fa ny ahy ny fananako dia ianao irery

Reo sento, toloko no hanome hira hiraiko (?)
Misaotra manaiky ho antsoiko na oviana hilaiko

Fa misy hira hira tsara izao
Hiarahako mihira amin'izao tontolo izao :3
Raha mbola misy hazavana kely
Tsy avelako ho faty
Fa hataoko hira ho an'izao tontolo izao ♥️
Ataoko hira ho an'izao tontolo izao
Ataoko hira ho an'izao tontolo izao
Ataoko hira hahatsara ahy hahatsara anao
Ataoko hira hahasitrana ahy, hahasitrana anao

Raha mbola misy hazavana kely....
♥️♥️♥️♥️♥️♥️

rovaranaivo
Автор

Aoka izay rehetra very hampianatra ahy fa ny hany fananako dia ianao
Misaotra manaiky antsoiko na oviana ilaiko ❤❤❤

baritianarajaonarivony
Автор

Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko
Tsy avelako hofaty fa hokopahiko
Tsara eh 😍❣️

rindrarazaka
Автор

Wouah hira vaovao nga ? Tiako loatra merci nareo tsotra bogosy an, !

razanakotostephen
Автор

Tsara loatra ry reto a, ny tononkira me touche ❤❤

germainerazafimahefa
Автор

Tsara loatra .Misaotra ny Groupe REKO.

rovarandriamiarisoa
Автор

Tena tsara io hira. Mitady version studio aho fa tsy mety mahita.

nyhasinarandriamiharisoa
Автор

Be ny ambompoko, kanefa be ireo tsy aiko, aoka re ny adisoko ho lesona ampitaiko.... tsara

christinea.
Автор

Mankasitraka e mahafinaritra be 🥰 tsisy hafa tsy ty ny version an’io hira io ve?

rsouraya
Автор

marina izany, sady tena betsaka isika no miady

kelyfinaritra
Автор

misy afaka manome tononkira ve, zafady, eo amin'ilay teny voalohany no tena tsy haiko

nyarofanantenanaandriamiha
Автор

Tiako mafy lay hira, ndrindra ny tonony, za ko tena mila fikopahana

randrianarisonlilah
Автор

Cc daholy ooo misy manana instrumental an'ito hira ito ve misaotra

fanjarasoarimanana
Автор

Mba inona 're ny titre an io hira io?

zafyrajao
Автор

Mba mangataka titre an'ilay hira azafady

tolotraranarison