MADAGASCAR 3-2 SAO TOME ET PRINCIPE (26/03/17)

preview_player
Показать описание
Tour préliminaire - Qualification CAN Total Cameroun 2019
Match retour au Stade Municipal Mahamasina, dimanche 26 mars 2017
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

ça joue bien au ballon et ça percute bien sur les côtés offensif côté Madagascar.
Dax très fort le 10 vraiment très fort.

benbecker
Автор

mankasitraka bdb anareo ry FMF fa otran zao mitsy no mba tena tokony ho atao am match rehetra ataon ny BAREA .. mba ahafahan ny olona mahita ny fahaizantsika .... chance be iray iany koa ahalasa ny locaux any ivelany.

Ando-hsvc
Автор

Ny Malagasy nahay ary mahay baolina foana e, fa ny politique-n'ilay baolina foana no manimba azy. Reny Bresil reny no tokony adversaire ny Malagasy; ary tsy tokony hifantoka amin'ny fahaizana individuel fa fahaizan'ny equipe, zany hoe manaraka ny plan du jeu omen'ny mpanazatra. Tsy misy mpanazatra haniraka hi-dribble izany mihintsy raha mbola azo atao. Baolina maty ihany no mi-compte. Dribble nge tsy mahazo point e!!!

tianarakotovao
Автор

Misaotra an'i Federasiona MALAGASY Baolina kitra amin'ny fanehoana ny sary eto @youtube fa tena faly ny tenanay maita malagasy milalao tsara otran'izao . Tena misaotra betsaka

fredericmamitiana
Автор

Mahay ny équipe malagasy fa ny indro kely à, rehefa manana tombon'isa Dia tokony Miezaka mifehy ny fotoana

elieproch
Автор

Mahafinaritra ny tenin'ilay mpanazatra Sao Tomé et Principe

andrianiainafranklinjamesr
Автор

ALEFA BAREA Fa mba alefaso amin'izay ilay fifidianana izay ho filohan'ny FMF

dafafanomezantsoa
Автор

hahahahaha;le spect!!!! de hoe sode tsy kobony lisany aza hoe misy fitsarambahoaka eto tanan!!!

safidinirinadaniel