ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

preview_player
Показать описание
Arahinao eto ny V.H.F Groupe na ny Vavaka Hira Fiderana, Efa ela tokoa no nisian'ny tarika ampolo taonany maro. Tao ireo mpikambana fahiny ary koa ireo mpikambana ankehitriny. Ny Mpamoron-kira dia Andriamatoa Parfait Lalanirina. Arahinao eto ireo hira tsy lefy laza hatrizay. Manaraha finaritra tompoko ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany. Azonao atao ny mamerimberina mijery izany eto hitondra fampaherezana.
Рекомендации по теме
Комментарии
Автор

Deraina ny Tompo nanome talenta anareo hitoriana ny anarany sy ny fitihavany. Mirary soa ho anareo.

adressebleuciel
Автор

Tena tsara ny hiran ny VHF mankasitraka tompoko amin ny fizarana (France 2024)

raharivony
Автор

Iza tompoko ny anaran'ireo vehivavy roa hafa miara-mihira @ Bodo azafady ? Misaotra mialoha

rianar
Автор

Makasitraka an i vhf, fa tsy lany manja mihintsy ianareo, merci hatrany hoan ny nizara🥰💓🎇🇲🇬

Mode-un
Автор

Tiko ty hira ty ah! Wow! Mankasitraka reto ah! Tena mety be ny nanaovanareo azy eh! Voninahitra ho an' Andriamanitra! Deraina ny Tompo Amen ❤❤❤

irenekhalil
Автор

Feno fanoloran tena tsara Mankasitraka ó

Louisette
Автор

Tena tsara tokoa ny hiranareo. Misaotra betsaka anareo 🙏🙇🙏💕

estilefoucu
Автор

manakoako mafy zany feon'i Fafah zany 😔

rijarakotoarinelina