Vokampifidianana: nivoaka ny tay nalevin'ny CENI

preview_player
Показать описание
Namoaka valimpifidianana vaovao indray ny CENI ary nilaza fa lany indray i Tojo RAVALOMANANA. Ora vitsivitsy anefa dia nofafany izany publication izany. Inona no tena marina....

Mankasitraka antsika mpanaraka ny chaîne, abonnez-vous!
Araho ny chaîne raha mbola vaovao ianao!

Suivez-nous sur Facebook:
Комментарии
Автор

👏👏👏Efa miharihary etsy sy eroa ny marina
Le Ceni no tena fosotra voa karama vola be

tianacaro
Автор

Tolo izany e ny marina tsy mba maty félicitation tojo

ScapsBakoly
Автор

Tany manan_jina ity Madagasikara ity; matahotsa aho!

MaurilleChristianCharlesRatsar
Автор

AROVY NY SAFIDINTSIKA FA AZA AVELA VIRAVIRAN'IREO FAIKAN'OLONA IREO.

fionnahrakoto
Автор

Mazava be fa Fanahy Masina no miasa tsy azo sakanana.
Efa niseho aloha ny marina ka asakasakareo raha mbola ho voavidy lafo?
Mbola misy zao Andriamanitra zao rey olona ooo
Efa andro farany anie zao e!
Mbola eo koa ilay taranaka hibaby ilay OZONA??? MANDINIA IHANY !
Ny anio anie ho vita ihany e!

ramasyJulienne
Автор

Aza aodikodina.ntsony ny safidim bahoaka sao hipoka ny sarimbilany hotran lalaovinareo mitsy anie ny vahoaka e ....totondry tsy mivokona @ Zao aloha dé maty hozatra marina

EthanRamaroson
Автор

O RY MISE CENI MBA JEREO HÎANY NY ALAHELOMBAHOKA MIANJERA EO AMBONY LOHANAO AN SY HOZONA MANKANY AMINY TARANAKAO AN TSY AFERA TKATRANONAO IO KA HIARETANAO NY LAINGA EO

rtsvhgy
Автор

FO INONA NO ATAON'IO VEHIVAVY IO FO MPAMOSAVY SY FO NY HOZONA HIVALY AMINAO

rtsvhgy
Автор

Mananjanaka i madame harilala ka ho hitany n'y valiny fa n'y tody tsy misy fa n'y atao no miverina

tianasaib
Автор

MiSAOTRA NY CENI FA NAVOAKANY IZANY NY TENA MARINA

rivoandriason
Автор

Le ceni Sady efa ratsy taré bé no mbola ratsy saina bé

tianasaib
Автор

Fomba fampandrina ny tany fa any am HCC sy ny basy no amoka zé lany

reneedmondguimbretiere
Автор

Mireodreoka eo kiala tsivanina mpanglatra ho hita tsara ny ahazo antena sy ny taranaka tena, fa efa devoly mpamono olona vao tena no milaza fa nahazo zafikely dia ho hita tena tsara ny valiny izao ataontena izao ry kiala tsy valahara tsivvanona miainakavy ny vody no misaina fa vehivavy tsivanona tsy faka taranka

christianilly
Автор

Ts miasa loha resaka tetidratsy fa zay hveomanay no manahirana anay e

evarani
Автор

TSY MISY GAGA ZANY FA TOJO RAVALOMANANA NO LANY ARY TSY MISY MAHAGAGA IZANY FA MBA MAHAY MIHAINA AMY FAHAMARINANA ...ARAHABA TOJO RAVALOMANANA OO.
TOKONY HISY CARNAVAL MPIFAKIANA AMIZAY FA EFA NAVOAKAN'NY CENI NY MARINA

rivoandriason
Автор

Lainga iray = varatra iray eo ambony loha sola ! Mba sandradirany ! Levimpaty idirantay mpory zay mandainga !

adolpherandriamampandry
Автор

Raha marina tenisany Ry ceni d ataovy NY confrontation fa

gertrudebernadette
Автор

io misy tandroka sy rambo maniry fa mody miangolangola eo!

arisonharijaona
Автор

Afaka miteny koa ny CENI hoe fek io sitte io fa samy mahay ianareo leo izahay vahoaka dia aza mampiome

hermannstamm
Автор

Ny alo de hozoniko hatramny zafy palady antenisany ireo e ri malagasy aza miosina sy mifanerasera @ taranak reo fa saod hifindrany vuris ny fangalarana ireo

NiainaJessica
join shbcf.ru